|
|
|
|

Entry1  mitsako dilana
Elementary words  2  mitsako, dilana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonyms  5  mitsapodilana

Updated on 2023/04/16